Entrée singan' olona
Mots élémentaires singa ; olona
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olon-drery, tsy manan-kavana na namana miaraka amin' ny tena
Mitovy hevitra: akanga sisa nanamborana ~ boribory ~ honjohonjon' olona ~ irery tena ~ mamikitra ahitra irery ~ manirery ~ manjenjena ~ mijongijongy ~ milalao vovoka irery ~ misiontsiona ~ tapa-porohana sisa tsy may ~ tokan-tena ~ tsy amboa tsy lambo ~ tsy ary ambony tsy ary ambany ~ tsy mana-namana [1.1]
Explications en français Une personne seule, qui est au-dessus du nombre pair, qui est seul de sa famille [1.3]

Mis à jour le 2023/08/19