Entrée taranahina (taranaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Akana taranaka (fiteny amin' ny biby sy ny zavamaniry): Hotaranahiko ity paiso ity fa tena mba mamy [1.1]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : taranahina, taranahiko, taranahinao, taranahiny, taranahintsika, taranahinay, taranahinareo, taranahin', taranahin-, taranahim-, taranahi-
Passé : notaranahina, notaranahiko, notaranahinao, notaranahiny, notaranahintsika, notaranahinay, notaranahinareo, notaranahin', notaranahin-, notaranahim-, notaranahi-
Futur : hotaranahina, hotaranahiko, hotaranahinao, hotaranahiny, hotaranahintsika, hotaranahinay, hotaranahinareo, hotaranahin', hotaranahin-, hotaranahim-, hotaranahi-

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20