Entrée | tempoly | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [angl. temple] Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika [1.1] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Origine | Anglais: temple. | |
Anagrammes | mpitelo, tempoly |
Mis à jour le 2020/07/31 |