Entrée tety
Partie du discours adverbe au passé [liste complète]
Exemples 
1Feno azy ireny tety amintsika taloha [2.117]
2izy izay efa nanao famonjena betsaka tety ambonin' ny tany [2.996]

Entrée tety
Partie du discours nom
Explications en malgache Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [1.1]
Explications en français Action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [1.3]
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 

Entrée tety
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [1.1]
Explications en français Bouton syphilitique particulier à Madagascar [1.3]
 Bouton syphilitique [1.54]
Vocabulaire 
Mots composés 

Entrée tety
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] famangiana [1.78]

Mis à jour le 2023/08/12