Entrée tosidra (tosika, ra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanoheran' ny aritera amin' ny fanosehan' ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin' ny fonon' ny aritera io fanosehana io dia mety ho tapaka ny lalandra [1.1]
 (tosi-dra) tohitry ny rindrin'ny lalandra amin'ny ra mikoriana ao aminy [1.13]
Explications en français (tosi-dra) tension artérielle [1.13]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31