Entrée | tsikonina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy [1.1] | |
Vocabulaire | Jeu | |
Mis à jour le 2020/07/31 |