Entrée vantozy
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr, ventouse] Tamaboha antonontonony apetaka amin' ny hoditra mba hampisy fahamaimaizana, amin' ny fanafoanana ny rivotra ao anatiny, ka hitsaboana ny aretina amin' io faritra io [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: ventouse.

Mis à jour le 2020/07/31