Entrée ve
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao? [1.1]
Explications en français Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
Exemples Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [1.3]
Synonymes va
Analogues  moa

Entrée ve
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Fivoizana lakana [1.78]
  [Betsimisaraka] Fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [1.78]
Vocabulaire 
Dérivés 
Synonymes five

Entrée ve
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Evina [1.78]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31