Entrée viliantsahona
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-javamaniry fahita eny amorondrano na amin' ny tany be petsapetsa, somary mitapelapelaka kely ny raviny ary fanaon' ny olona ody tazo (Hydrocotile mosihata [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Hydrocotile mosihata
Citations 

2009/02/23