Entrée | vinaingitra | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [fr. vinaigre] Karazan-dranon-javatra avy amin' ny divay izay avala hihamarikivy, ampiasaina amin' ny fikarakarana karazan-kanina sasantsasany toy ny salady, na hanadiovanjavatra maro. Misy vinaingitra vita amin' ny alkaola izay tsy tsara ohatra irỳ voalohany [1.1] | |
Vocabulaire | Economie: alimentation | |
Origine | Français: vinaigre. | |
Article | Randzavola: vinaingitra ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2022/07/30 |