| Mots composés (117) |
1 akanjo manara-tena 2 anaran' ny iray tena 3 anaran-tenany 4 an' ny tena samy irery 5 asa tena 6 be fahafoizan-tena 7 fahafoizan-tena 8 fahaleovantena 9 fahan-tenany 10 fahatsiarovan-tena 11 fanabeazana ara-pitondran-tena 12 fanatanjahantena 13 fanazaran-tena 14 fandavantena 15 fanetren-tena 16 fanjarianasa tena 17 fifaninanana fanatanjan-tena 18 fitiavan-tena 19 fitondrantena 20 fitondra-tena 21 fitsipi-pitondrantena 22 fizarazaran' ny tenan' ny olombelona 23 fon-tena 24 homan-tena 25 irery tena 26 lalàm-pitondran-tena 27 loka tenany 28 lolo fotsy mitono tena 29 lopotra tenany 30 mahafehitena 31 mahafoy tena 32 mahay mitondra tena 33 mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa 34 mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona 35 mahaleo tena 36 mahatsiaro tena 37 mahavita tena 38 maka ny an' ny tena 39 mamahan-tena |
40 mamelon-tena 41 mamihin-tena 42 mamono tena 43 mamorery tena 44 manadala tena 45 manadio tena 46 manaja tena 47 manambany tena 48 manandriandrian-tena 49 mananotena 50 manao tombo ho an-tena 51 manao tsinontsinona ny tena 52 manaratsy tena 53 manaratsy tena toa omby hantsika 54 manavazin-tena 55 manaza-tena 56 mandà tena 57 mandoka tena 58 mandrani-tena 59 manetry tena 60 manivaiva tena 61 maniva tena 62 manokan-tena 63 manolo-tena 64 mañorobotena 65 matoky tena 66 mavointena 67 mavointena 68 mavo tena 69 miala-bara-tena 70 miampanga tena 71 miarahaba tena 72 miasa tena 73 miavo-tena 74 mietry tena 75 mifaly tena 76 mirehi-tena 77 misolitiditika tsy mahadio tena 78 mitahiry tena |
79 mitomany tena 80 mitono tena 81 mitsitsy tena 82 mivaro-tena 83 mividy ny amalon-tena 84 mizaho tena 85 mizaka tena 86 mpananotena 87 mpanova tena 88 mpisolo tena 89 mpitondratena 90 mpivaro-tena 91 ranon-tenany 92 ratsy fitondran-tena 93 sangisangy zary tenany 94 solondohavin-tenany miteboka 95 solontena 96 tany vao nahazo ny fahaleovantenany 97 tenabe 98 tena itatra 99 tia tena 100 tokan-tena 101 tsentsin-tenany 102 tsy hita izay tena hozany 103 tsy mahafoha tena 104 tsy maharay tena 105 tsy mahatafitena 106 tsy mahatsiaro tena 107 tsy mahava-tena 108 tsy mahavita tena 109 tsy misangy hajan-tena 110 valiha tory tenany 111 varotry ny mananotena 112 vatan-tenany 113 vehivavy mpanano tena 114 very tenany 115 voin-tenako izany 116 volo homan-tena 117 voso-jary tenany |
| Mots composés (1) | 118 tena izy tokoa |
|
|