|
|
|
|

Entrée sangisangy (sangy)
Partie du discours nom
 Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena
Kihaihay, kiniania [1.1]
 Play, sport [1.7]
 Jeu, plaisanterie; sport [1.8]
 Badinage, plaisanterie, amusement [1.5]
Synonymes hadrohadro ~ hanihany ~ sangy ~ vazivazy


Mis à jour le 2023/09/16