|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  atsinanana
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adverbes :
Explications en malgache  13 Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1]
Explications en anglais  14 the east; atinanana is used in provinces. [1.2]
15 the east [1.7]
Explications en français  16 est [1.3#66, 1.8]
Exemples  17  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472#196]
18  Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499#115]
Vocabulaire  19  Espace
Autres orthographes  20 atinanana
Antonymes  21 andrefana
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Combinaisons  26  8 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot atsinanana
Proverbes  27  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 28  atsinanana
Partie du discours  29  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  30 faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
Vocabulaire  31  Politique
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  54  Les vingt-deux régions
Illustrations 
55  56 

Anagrammes  atsinanana, Atsinanana

Mis à jour le 2026/08/13