|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  gasy
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  9 malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, hira gasy [1.1]
Explications en anglais  10 see Malagasy [1.2]
11 Malagasy (it is better to say "malagasy") [1.7]
Explications en français  12 malgache [1.3]
13 malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [1.8]
Exemples  14  Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny. [2.472#143]
15  Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra; [2.356#160]
16  Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza. [2.643#]
17  Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [2.117#106]
18  Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy. [1.437#]
Combinaisons  19  13 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot gasy

Entrée (2/2) 20  gasy
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22 [Antesaka] solitany [1.78]
Explications en français  23 [Antesaka] pétrole [1.82]
24 [Tankarana] pétrole. (menak' afo). [1.19]

Anagrammes  gasy, 25 gisa

Mis à jour le 2026/04/19