| Entrée (1/2) | 1 halavaina |
| Radical | 2 lava |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Atao tonga lavalava kokoa, tovanana: Halavao ny akanjonao fa fohy dia fohy loatra
9 Tohizina: Nohalavaina ny arabe mankany Ananona 10 Atao maharitraritra kokoa: Tsy ho azo halavaina intsony ny fetr' andro handoavanao ity trosa [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to be made long or longer
[1.2] 12 to be lengthened, to be extended [1.7] |
| Explications en français |
13 qu'on allonge, qu'on prolonge
[1.8] |
| Exemples |
14 Mazàna no halavaina ny fifampiarahabana, mba hifanontaniana ny fahasalamana, ets.
[1.38#34]
15 marina izany fa veloma ianao, koa nefa na hendry sy mahalala aza izahay, ny tenin'i Tompokovavy, raha fohy tsy azo halavaina ary raha lava tsy azo hafohizina [2.366#] |
| Entrée (2/2) | 16 Halavaina |
| Mots élémentaires | 17 lava |
| Partie du discours | 18 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 19 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | halavaina, Halavaina |
| Mis à jour le 2026/08/14 |
|