| Entrée (1/2) | 1 namana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
4 [Antambahoaka+Sihanaka+Tanala] vady
[1.78] 5 [Tanala] andefimandry [1.78] 6 Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto 7 Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao 8 Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity 9 Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [1.1] |
| Explications en anglais |
10 a companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana.
[1.2] 11 a companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair [1.7] |
| Explications en français |
12 compagnon
[1.3#449, 1.8] 13 Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [1.3#449] 14 voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire [1.8] |
| Exemples |
15 Nigagana ny fahanginana ny namana.
[2.270#]
16 Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [2.4#] 17 Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [2.895#] |
| Combinaisons | 18 4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot namana |
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 20 Namàna |
| Partie du discours | 21 nom propre (biblique) [Liste complète] |
| Explications en anglais |
22 Naaman
[2.996] |
| Explications en français |
23 Naaman
[2.996] |
| Vocabulaire | 24 Ecritures Saintes |
| Citations bibliques | 25 Chapitres et versets citant Namàna |
| Anagrammes | 26 mañaña, manàna, mañana, manana, Manana, Namàna, namana |
| Mis à jour le 2026/08/15 |
|