|
|
|
|

Entrée 1  aato
Radical  2 ato
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra [1.1]
Exemples  9  haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala; [4.27]
Synonymes  10 atoina

Anagrammes  aato, 11 aota, 12 atao, 13 atoa, Atoa

Mis à jour le 2026/08/15