|
|
|
|

Entrée 1  aboaboina
Radical  2 aboabo
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 avoavoina, aingaingaina, ambonina
9 deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy
10 asondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely [1.1]
Explications en anglais  11 to be exalted, to be elevated [1.2]
Explications en français  12 qu'on vante, qu'on exalte [1.3#1]
Exemples  13  Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy [1.1]

Anagrammes  aboaboina, 14 anaboaboy

Mis à jour le 2026/04/19