|
|
|
|

Entrée 1  abosina
Radical  2 abosy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 vokisana hanao zavatra; angolena; risihina: Saingy miaraka amin' ialahy miantsena ny zanak' andriana, ka abosin' ialahy haka ny zavatr' olona (T.A. II, tak.878) [1.1]
Analogues  9  abonina, 10  ambosiana

Mis à jour le 2026/04/19