|
|
|
|

Entrée 1  adaraboka
Radical  2 daraboka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Azera mafy amin' ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin' ny tany izy [1.1]
Explications en anglais  9 used of anything thrown down violently [1.2]
Explications en français  10 qu’on jette en bas, qu'on précipite [1.3#96]
Exemples  11  Hita ny vokatry ny herin' ny fitiavana teo amin' ny vehivavy: misy lehilahy nanan-daza nefa nadarabony [2.245#140]

Mis à jour le 2026/04/19