|
|
|
|

Entrée 1  adim-piainana
Mots élémentaires  2 ady, 3 fiainana
Partie du discours  4  verbe circonstanciel
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Exemples  8  Ny olona diso fihetsika eo amin' ny adim-piainana ka mamono antoka ny tenany no lazaina hoe "diso paika ka matim-bela. [2.643#212]
9  Izany no toy ny fanantenana mitondra hanitra tsy hampamoifo eto ambonin'ny tany: reraky ny dia ny mpivahiny, trotraky ny adim-piainana maro samihafa, mila hamoifo, mila hanozona ny androny. [1.210]

Mis à jour le 2026/04/19