| Entrée | 1 adinina |
| Radical | 2 adina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Anontaniana, antsafaina: Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy
9 Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina: Nadinina ilay voampanga ny amin' ny nandaniany ny androny, nefa nihenahenavelona 10 Tsapaina fahaizana, zahana fahaizana: Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to be enquired about, to be investigated; to be examined, as in a public examination of a school, etc.
[1.2] 12 to be examined, to be questioned [1.7] |
| Explications en français |
13 passer un examen; qu'on interroge
[1.8] |
| Exemples |
14 Io zazavavy io dia tonganay eto, hoy ny teniny farany, ka azon'ny fanjakana adinina.
[2.324#]
15 Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay: roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. [2.472#] |
| Anagrammes | adinina, 16 andiany, 17 anidina, an-idina, 18 idinana, 19 indiana |
| Mis à jour le 2026/08/15 |
|