|
|
|
|

Entrée 1  aely
Radical  2 ely
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako
9 Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana [1.1]
Explications en anglais  10 to be scattered, to be disseminated [1.7]
Explications en français  11 qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt> [1.8]
Exemples  12  Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508#]

Anagrammes  aely, 13 elay, 14 Elia

Mis à jour le 2026/04/19