|
|
|
|

Entrée 1  aetry
Radical  2 etry
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona
9 Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra [1.1]
Explications en anglais  10 to be reduced in rank, to be humbled [1.7]
Explications en français  11 qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue) [1.3]
12 qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie [1.8]
Exemples  13  ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry. [2.996]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  aetry, 15 arety, 16 atery

Mis à jour le 2026/04/21