|
|
|
|

Entrée 1  afakampitso
Mots élémentaires  2 afaka, 3 ampitso
Partie du discours  4  adverbe [Liste complète]
Morphologie 
5  Simple :
Explications en anglais  6 The day after to-morrow. [1.2]
Exemples  7  Ny afakampitso dia namonjy ny nahatongavan' ny sambo tao Toamasina aho. [2.471#36]
8  Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470#14]
9  Ny afakampitson' ny nahatongavana, navoaka indray ireo sisa tsy maty ary nalahatra nijoro amoron' ny hadilalana iray vao nohadina. [2.472#246]
Vocabulaire  10  Temps

Anagrammes  afakampitso, 11 fampitsoaka

Mis à jour le 2026/04/19