| Entrée (1/2) | 1 afa-karatsaka |
| Mots élémentaires | 2 afaka, 3 haratsaka |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted.
[1.2] |
| Combinaisons | 7 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot afakaratsaka |
| Entrée (2/2) | 8 afa-karatsaka |
| Mots élémentaires | 9 afaka, 10 haratsaka |
| Partie du discours | 11 locution |
| Explications en malgache |
12 madio tsara tsy misy romoromony
13 afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [1.1] |
| Mis à jour le 2026/08/13 |
|