| Entrée | 1 afangaro |
| Radical | 2 fangaro |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany
[1.62] |
| Exemples |
9 afangaro amin' ny fasika ny simenitra
[1.1]
10 Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano [1.1] 11 Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo [1.1] 12 Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay; [2.313#] |
| Anagrammes | afangaro, 13 afarango |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|