|
|
|
|

Entrée 1  afitsoka
Radical  2 fitsoka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Enti-mamely, atoraka: Karavasy hoditra mihitsy no nafitsony azy
9 Atao: Tsara ny lahateny nafitsony izay
10 Lanina: Nafitsony tamin' ny soavaly daholo ny volany [1.1]
Explications en anglais  11 used of anything used to beat with [1.2]
Explications en français  12 qu'on lance: Tahamaina mafy no nafitsony azy (Il lui a lancé un fort soufflet) ~ Mafy ny teny nafitsony azy (Il lui a lancé des paroles dures)
13 qu'on dépense, qu'on vend: Nafitsony tamy ny fanaovan-trano ny volany rehetra (Il a dépensé tout son argent pour bâtir une maison) ~ Nafitsony ny ombiny rehetra (Il a vendu tous ses boeufs)
14 qu'on fait parfaitement: Tsara ny soratra nafitsony (Il a fait une écriture parfaite) [1.3]
Exemples  15  rahefa mby akeky ny tafika dia ny samotady no afitsoka [2.48#682]
16  Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. [2.470#84]
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  afitsoka, 18 fitosaka, 19 fitsaoka, 20 fitsoaka, 21 kiafotsa, 22 tsaikafo

Mis à jour le 2026/04/21