|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  afobe
Mots élémentaires  2 afo, 3 be
Partie du discours  4  nom
Explications en anglais  5 A children's game, but not with fire. [1.2]
Vocabulaire  6  Jeu

Entrée (2/2) 7  afobe
Mots élémentaires  8 afo, 9 be
Partie du discours  10  nom
Morphologie 
11  Simple :
Explications en malgache  12 (Fia. krist.) Toerana tsy ahitan' ny ratsy fanahy an' Andriamanitra mandrakizay amin' ny fiainana any ankoatra itỳ fiainana itỳ ary heverina fa ijaliany amin' ny afo be tsy mety maty
13 toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana [1.1]
Explications en français  14 enfer [1.3]
Exemples  15  Toa afobe sahady izao fiainantsika izao, ry Neny ô. [2.470#144]
16  Aty aoriana vao ho fantatray fa maty tao amin' ny kalesimbin' afoben' i Moramanga i Dadafara. [2.472#247]
17  Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin'ny afobe hianao. [2.996]
Vocabulaire  18  Religion et Liturgie

Anagrammes  afobe, 19 faobe

Mis à jour le 2026/04/19