|
|
|
|

Entrée 1  afovoana
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Exemples  4  Eo afovoan' ny miaramila izy [2.270#7]
5  ho eo afovoanao ny fahavetavetanao [2.996#33.7.9]
6  eo afovoan-trano kosa ny riandriana lehibe [2.445#37]
7  Ny faritra anivo na afovoany indray? [2.442#112]
8  ny andry atsimo miankina amy ny andry afovoana, ny andry avaratra iniankina amy ny andry afovoana [2.48#30]

Anagrammes  afovoana, 9 voafoana, 10 voaofana

Mis à jour le 2026/04/19