|
|
|
|

Entrée 1  afoy
Radical  2 foy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 [Taisaka] alana [1.78]
9 Omena tanteraka, atao sorona: Nafoin' izany lehilahy izany hoan' ny tanindrazany ny ainy
10 Tsy antenaina intsony: Nafoikony famantaranandroko very [1.1]
Explications en anglais  11 to be forsaken, to be abandoned, to be forgotten, as the dead. [1.2]
12 to be given up [1.7]
Explications en français  13 qu'on abandonne [1.3#180, 1.8]
14 qu’on cède, qu’on sacrifie, à quoi on renonce, qu’on rejette: Nafoiny ho an’ ny sakaizany ny ainy (Il a sacrifié sa vie pour son ami) ~ Nafoiko ny peratro very (J’ai renoncé à l’anneau que j’ai perdu [1.3#180]
Exemples  15  Ny nofo anefa no afoy fa ho tratram-pahalovana! [1.272]
16  Tsy afoy kosa na dia zaza am-pombaina anio aza. [2.245]
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  afoy, 18 foay

Mis à jour le 2026/04/21