|
|
|
|

Entrée 1  ahatsapana
Radical  2 tsapa
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  ka ahatsapan' i Lidy ny tenany ho latsa-danja loatra. [2.470#151]
8  Nanomboka teo koa no nahatsapako ny fahamarinan' izao toe-javatra izao [2.471#22]
9  Fa ny nataon' ny lehiben' ny kantao sy ny tohin' izany nony avy eo, no ahatsapana kokoa ny tena marina, satria nahakasika ny vahoaka izany. [2.472#129]

Mis à jour le 2026/04/19