|
|
|
|

Entrée 1  ahazoana
Radical  2 azo
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3#69]
Exemples  8  Izao no tsy nahazoako nandrfitra izany (Voici pourquoi je n'ai pas pu supporter cela) [1.3#69]
9  Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny [2.471]
10  Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana [2.472]
Synonymes  11 ahazahoana
Combinaisons  12  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ahazoana
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22