|
|
|
|

Entrée 1  ahemotra
Radical  2 hemotra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao mihemotra, akisaka: Nahemotra ny fivoriana [1.1]
Explications en anglais  9 to be put back , to be withdrawn. [1.2]
10 to be drawn back; to be postponed [1.7]
Explications en français  11 qu'on recule, retenu, qu'on renvoie à plus tard: Nahemotra ny fanadinana (L'examen a été renvoyé à plus tard) [1.3]
12 qu'on fait reculer; qu'on renvoie à plus tard [1.8]
Exemples  13  ary tsy afaka ahemotra intsony ny hidy lehibe. [1.38#32]
14  Amin’ny firenena demokratika iray, dia tsy azo ahemotra ny fifidianana raha tsy misy toe-javatra tsy azo ihoarana (ady, loza voajanahary) tsy ahafahana mikarakara ny fandatsaham-bato. [4.27]

Anagrammes  ahemotra, 15 ametraho, 16 mahatero

Mis à jour le 2026/04/19