|
|
|
|

Entrée 1  ahevaheva
Radical  2 hevaheva
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka [1.1]
Explications en français  9 à suspendre, à élever au-dessus [1.3#241]
Exemples  10  Dia hodiovinao toy izany izy ka haterinao ho fanatitra ahevaheva; [2.996#04.008.015]

Mis à jour le 2026/04/19