|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  aina
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  16 Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony
17 Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra
18 Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [1.1]
Explications en anglais  19 life [1.2, 1.7]
20 animal life, strength. [1.2]
21 breath [1.7]
Explications en français  22 Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants)
23 Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé)
24 Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible)
25 Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [1.3]
26 vie; souffle [1.8]
Exemples  27  Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina. [2.470#153]
Combinaisons  28  102 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot aina
Proverbes  29  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3) 30  a~ina
Partie du discours  31  circonfixe [Liste complète]

Entrée (3/3) 32  AINA    
Partie du discours  33  nom (acronyme) [Liste complète]
Explications en français  34 Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa [4.43.fr.2017.06.24]
Vocabulaire  35  Organisations

Anagrammes  a~ina, aina, 36 anay, 37 iana, i~ana

Mis à jour le 2026/08/13