| Entrée | 1 aingaina |
| Radical | 2 ainga |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Entanina: Irerỳ voalohany aingain' ny fony kokoa, iretsy faharoa tarihin' ny sainy kokoa (Antoine Rahajarizafy)
9 Bataina: Aingao io vato io raha matanjaka ianao [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to be lifted up, to be raised up.
[1.2] |
| Explications en français |
11 Qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher: Tsy azoko aingaina io entana io (Je ne puis soulever ce paquet)
[1.3#11] |
| Exemples |
12 Raha hitsahatra amin' ny fihinanam-bary dia aingaina any ambony loha ny lovia vao mijanona;
[1.437#]
13 An-kevitry ny tsy diso ny fanombatombanan-dRaboto, satria tsy zakan' ny sandriko anila aingaina ilay tavoahangy! [2.471#] |
| Anagrammes | aingaina, 14 iaingana |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|