|
|
|
|

Entrée 1  aiza
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
Dérivés 
Verbes actifs :
Explications en malgache  6 mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao?
7 Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a!
8 Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise! [1.1]
9 ahia? (Tankarana)
10 aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana)
11 ay? (Bara)
12 aie? (Mahafaly)
13 akaa? (Betsimisaraka)
14 haia? (Tankarana) [1.78]
Explications en anglais  15 where? Whither? In what place? How? When followed by No it means, by what means? See aia. [1.2]
16 where? [1.7]
Explications en français  17 où? [1.8]
Exemples  18  Ho aiza ianareo roa lahy? [2.472#199]
19  aiza no ahalalanao izany? [2.499#80]
20  Mba lasa koa aho fa hanava-tena aiza moa! [2.4#129]
Combinaisons  21  15 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot aiza

Anagrammes  aiza, 22 Azia

Mis à jour le 2026/04/19