|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  ajanona
Radical  2 janona
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola
9 Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay
10 Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy
11 Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1]
Explications en anglais  12 to be stopped [1.7]
Explications en français  13 qu'on arrête, qu'on interrompt; [1.8]
Exemples  14  sy izay fomba ny olom-belona tsy azo ajanona, ka tsy maintsy ho vidiny; [2.59#]
15  Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#]
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 17  AjanonA
Partie du discours  18  nom proverbial [Liste complète]
Exemples  19  Ajanony any raha toy izany foana, / Ajanony any fa mandany fotoana, / Vao may mati-kambo, sy mampidingin-drambo, / Ajanony any samy miala! [AmbondronA]

Anagrammes  AjanonA, ajanona, 20 anjoana

Mis à jour le 2026/10/06