|
|
|
|

Entrée 1  akapoka
Radical  2 kapoka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan' ilay alika
9 Adona, azera amin' ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin' ny ankizy ~ Nakapony tamin' ny tany ilay namany [1.1]
Exemples  10  Nony azo ny sahona efatra dia vonoina, akapoka eny ambony vatolampy. [2.356#]
11  fa raha ady tombon-tànana kosa, dia ny akapoka sy ny atoto ny fahavalo no mety aminy. [2.588#]

Anagrammes  akapoka, 12 akopaka, 13 kapaoka, 14 kapoaka

Mis à jour le 2026/04/19