|
|
|
|

Entrée 1  akarina
Radical  2 akatra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana itỳ fitoeram-boky itỳ
9 Asondrotra, asandratra: Nakarina ho jeneraly ilay kolonely tanora
10 Ampidirina aradalana ao an-trano ho vady: Nakarin-dRakoto ho vady Rasoa [1.1]
Explications en anglais  11 to be brought up, to be fetched up; to be taken up, as words, letters, or persons from inferiors to superiors. [1.2]
12 to be lifted up [1.7]
Explications en français  13 qu'on soulève, qu'on met plus haut, qu'on met plus haut [1.8]
Exemples  14  Rehefa izany dia akarina ny saina. [2.508#]
15  Tsy maintsy akarina ireo fa mampahory ny madinika. [2.643#]
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 akarany, akarina, 18 araka ny

Mis à jour le 2026/04/21