|
|
|
|

Entrée 1  akotroka
Radical  2 kotroka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao mikotrokotroka, mirohondrohona: Akotrohy kely ny orga fa fety anio
9 Ampiasaina mba handrahoana, entina mahandro: Vilany iza no akotroka ireto vomanga ireto [1.1]

Anagrammes  akotroka, 10 katoroka

Mis à jour le 2026/04/19