|
|
|
|

Entrée 1  alavo
Radical  2 lavo
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Azera amin' ny tany, apotraka [1.1]
Explications en anglais  9 to be thrown down [1.2]
10 to be thrown down, to be felled [1.7]
Explications en français  11 qu'on fait tomber (à partir d'une position debout) [1.8]
Exemples  12  alavo asiana marika, nefa tsy ilana mahazaka. [1.437#]
13  alavo ny omby, dia manomana sakafo ny vehivavy rehetra. [2.245#]
14  ary raha afaka ireo, dia alaina ny omby kasira, ka alavo velona, dia tatahana ny ravin-tsofiny ankavanana, dia entina ny ody handíka ny omby; [2.857#]

Anagrammes  alavo, 15 alova, 16 valao, 17 voala, voalà

Mis à jour le 2026/08/07