|
|
|
|

Entrée 1  alentika
Radical  2 lentika
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo
9 Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany [1.1]
Explications en anglais  10 to be sunk, to be submerged [1.7]
Explications en français  11 qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans [1.8]
Exemples  12  Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady [2.285#]
13  Raha voly ririnina izy, atao fohy tapaka, dia alentika ho difotra anaty tany [2.643#]

Mis à jour le 2026/04/19