|
|
|
|

Entrée (1/4) 1  alina
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Adjectifs :
Explications en malgache  4 Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [1.1]
Explications en anglais  5 ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [1.2]
6 ten thousand [1.7]
Explications en français  7 dix mille [1.8]
International  8 10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000 [3.1]
Exemples  9  sy boriky arivo amby enina alina, [2.996]
Vocabulaire  10  Mathématiques: arithmétique
Combinaisons  11  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot alina
Tableaux et planches  12  Les nombres
Article  13 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entrée (2/4) 14  alina
Partie du discours  15  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Adverbes :
Explications en malgache  38 fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra
39 haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [1.1]
Explications en anglais  40 night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [1.2]
41 night [1.7]
Explications en français  42 nuit [1.8]
Exemples  43  aza manan'eritreritra hianao
hozaraiko ny andro sy ny alina
ka ny alina azy
ny antoandro anao
[2.131]
44  Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [2.324]
Analogues  45  ankaly, 46  lahaly
Combinaisons  47  36 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot alina
Proverbes  48  Proverbes contenant ce mot
Article  49 Randzavola: alina ao amin' ny Baiboly (=> andro)

Entrée (3/4) 50  alina
Partie du discours  51  adjectif
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Adverbes :
Explications en malgache  59 lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [1.1]
Explications en français  60 qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [1.3]
Combinaisons  61  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot alina

Entrée (4/4) 62  alina
Partie du discours  63  nom
Explications en anglais  64 [Provincial] provincial for adina [1.2]

Anagrammes  65 Alain, alina, 66 anila, 67 ilana, 68 laina, 69 lania, 70 liana

Mis à jour le 2026/04/22