| Entrée (1/3) | 1 ambany |
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
17 Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
18 Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io 19 Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. 20 Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao 21 Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka 22 Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1] |
| Explications en anglais |
23 under
[1.7] |
| Explications en français |
24 en bas, au dessous
[1.8] |
| Antonymes | 25 ambony |
| Combinaisons | 26 59 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ambany |
| Entrée (2/3) | 27 ambany |
| Partie du discours | 28 préposition [Liste complète] |
| Explications en anglais |
29 down
[1.2, 1.7] 30 [root vany.] Under, beneath, below [1.2] |
| Explications en français |
31 sous, bas
[1.8] |
| Vocabulaire | 32 Espace |
| Combinaisons | 33 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ambany |
| Entrée (3/3) | 34 ambany |
| Partie du discours | 35 nom |
| Explications en malgache |
36 [Sihanaka] andrefana
[1.78] |
| Explications en anglais |
37 [Provincial] The west
[1.2] |
| Vocabulaire | 38 Espace |
| Anagrammes | ambany, 39 ambina |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|