|
|
|
|

Entrée 1  ambela
Radical  2 vela
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady?
9 Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy
10 Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy
11 Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa
12 Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ
13 Omena lalana: Avelao kely aho handeha
14 Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa [1.1]
Synonymes  15 avela

Mis à jour le 2026/04/22