|
|
|
|

Entrée 1  amboarina
Radical  2 voatra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony
9 Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny [1.1]
Explications en anglais  10 to be prepared; to be arranged; to be repaired [1.7]
Explications en français  11 qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare [1.8]
Exemples  12  Raha ny fampiasana azy amin' ny andavanandro no jerena dia mitovy hevitra amin' ny hoe amboarina izy io. [1.519#]
13  Ny kalo dia feo mitaraina amboarina sy angolaina fatratra amin' izay hahamanga azy mba hahahontsa ny mpihaino. [1.437#]
Combinaisons  14  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot amboarina
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  amboarina, 16 amboriana, 17 anambario, 18 anamboary

Mis à jour le 2026/04/21