|
|
|
|

Entrée 1  ambolena
Radical  2 voly
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin' ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin' itỳ tany
9 (Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsaramaso ity tany itỳ amin' ny taona ho avy) [1.1]
Explications en français  10 planté, emblavé : Be ny mangahazo nambolena tamin'io (On avait planté beaucoup de manioc cette année-ci) [1.196]
Exemples  11  Tokony hoheverina ary ny momba ireo tanimbary izay tsy ambolena hafatsy vary hatrany hatrany. [2.332#35]
12  Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. [2.472#18]
Vocabulaire  13  Economie: agriculture
Combinaisons  14  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ambolena
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21