|
|
|
|

Entrée 1  amoizana
Radical  2 foy
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Exemples  8  Moa tsy hianao no namoizako ny tena fototro rehetra Fanjakana! [2.928]
9  Raha fitaka nampianarin' olona io, nahoana no dia sahin' ny mpivavaka amoizana ny ainy? [2.285]
10  Dia izany tokoa mantsy no hita eto amin' ny fiainana: vidina lafo matetika ny ala tahaky ny lanitra izay anefa amoizana ny lanitra. [2.313#]
11  Maty aho, ray vahoaka, fa nilazan' olona ny kobaka am-bava, ny vojana an-tenda, ka ny vavany nalefaka androtr' izay no namoizako ny ahy tsy foiko; [2.69]

Anagrammes  amoizana, 12 azo maina

Mis à jour le 2026/04/19